Deuteronomy 1:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nandeha tamin’ny lalana teo alohanareo hitady toerana hitobianareo, koa ny afo tamin’ny alina ary ny rahona rehefa antoandro no nisehoany hanoro izay lalana nety halehanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nandeha teo alohanareo teny an-dalana, hitady toerana hitobianareo: ny alina Izy teo amin’ny afo hanoro lalana nety halehanareo; ny antoandro indray teo amin’ny rahona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa Izy no nandeha teo alohanareo teny an-dalana mba hitady toerana hitobianareo; ka ny afo nony alina ary ny rahona nony antoandro no nisehoany hanoro izay lalana nety halehanareo.
Malagasy Bible 1865
Izay nandeha tamin'ny lalana teo alohanareo hitady tany ho anareo hitobianareo, ka ny afo nony alina sy ny rahona nony antoandro no nisehoany hanoro izay lalana nety halehanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nandeha tamin’ny lalana teo alohanareo hitady toerana hitobianareo, koa ny afo tamin’ny alina ary ny rahona rehefa antoandro no nisehoany hanoro izay lalana nety halehanareo.
malagasy
Izay nandeha tamin'ny lalana teo alohanareo hitady tany ho anareo hitobianareo, ka ny afo nony alina sy ny rahona nony antoandro no nisehoany hanoro izay lalana nety halehanareo.