Deuteronomy 1:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre ny teninareo NY TOMPO dia tezitra ka nianiana hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’i Iaveh ny fimonomonon’ny teninareo ka nentin’ny hatezerana Izy, dia nianiana nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny TOMPO ny fimonomononanareo ka tezitra Izy sady nianiana hoe:
Malagasy Bible 1865
Any nandre ny teninareo Jehovah, dia tezitra Izy ka nianiana hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre ny teninareo NY TOMPO dia tezitra ka nianiana hoe:
malagasy
Any nandre ny teninareo Jehovah, dia tezitra Izy ka nianiana hoe: