Deuteronomy 1:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy olona amin’izao taranaka ratsy fanahy izao mihitsy hahita ny tany soa izay nianianako homena ny razanareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy olona amin’ity taranaka ratsy ity, hahita ny tany soa izay nianianako homena ny razanareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsy hisy mihitsy amin’ireto olona ratsy fanahy ireto hahita ilay tany soa nianianako homena ny razany.
Malagasy Bible 1865
Tsy hisy olona mihitsy amin'izao taranaka ratsy fanahy izao hahita ny tany soa izay nianianako homena ny razanareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy olona amin’izao taranaka ratsy fanahy izao mihitsy hahita ny tany soa izay nianianako homena ny razanareo,
malagasy
Tsy hisy olona mihitsy amin'izao taranaka ratsy fanahy izao hahita ny tany soa izay nianianako homena ny razanareo,