Deuteronomy 1:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone; izy no hahita io tany io; ary izy sy ny zanany no homeko ny tany izay nodiaviny satria efa tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, izy no hahita azy, ary izy sy ny zanany no hanomezako ny tany izay efa nodiaviny, satria nanaraka tsara an’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy hahita azy afa-tsy i Kaleba, zanakalahin’i Jefone; ary dia izy sy ireo zanany no homeko ny faritany izay efa nodiaviny, satria nanaraka tanteraka Ahy TOMPO i Kaleba.»
Malagasy Bible 1865
afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone; izy no hahita azy, any izy sy ny zanany no homeko ny tany izay nodiaviny, satria efa tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone; izy no hahita io tany io; ary izy sy ny zanany no homeko ny tany izay nodiaviny satria efa tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO izy.
malagasy
afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone; izy no hahita azy, any izy sy ny zanany no homeko ny tany izay nodiaviny, satria efa tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah izy.