Deuteronomy 1:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izaho koa dia notezeran’NY TOMPO noho ny aminareo ka nataony hoe: Ianao koa tsy hiditra any;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo ihany koa, no nitezeran’i Iaveh ahy, ka nanaovany hoe: Ianao koa tsy hiditra any;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo ihany koa no nitezeran’ny TOMPO ahy, ka nanaovany hoe: «Ianao koa tsy hiditra amin’io tany io;
Malagasy Bible 1865
Ary izaho koa dia notezeran'i Jehovah noho ny aminareo ka nataony hoe: Hianao koa tsy hiditra any;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izaho koa dia notezeran’NY TOMPO noho ny aminareo ka nataony hoe: Ianao koa tsy hiditra any;
malagasy
Ary izaho koa dia notezeran'i Jehovah noho ny aminareo ka nataony hoe: Hianao koa tsy hiditra any;