Deuteronomy 1:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa i Josoa, zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, izy no hiditra any, koa izy no ampaherezo fa izy no hampandova ny Zanak’Israely ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Jôsoe mpanomponao zanak’i Nona, no hiditra any; ankaherezo izy, fa izy no hampahazo an’i Israely izany tany izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa i Josoa mpanomponao, i Josoa zanakalahin’i Nona, no hiditra any. Koa ampaherezo izy, fa izy no hampahazo ny Israelita izany tany izany.
Malagasy Bible 1865
fa Josoa, zanak'i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, izy no hiditra any, koa izy no ampaherezo, fa izy no hampandova ny Zanak'Isiraely ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa i Josoa, zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, izy no hiditra any, koa izy no ampaherezo fa izy no hampandova ny Zanak’Israely ny tany.
malagasy
fa Josoa, zanak'i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, izy no hiditra any, koa izy no ampaherezo, fa izy no hampandova ny Zanak'Isiraely ny tany.