Deuteronomy 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa namono an’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy i Oga, mpanjakan’i Basana, ilay nonina tao Astarota tany Edrehy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nony efa nandresy an’i Sehôna mpanjakan’i Amôreana, izay nonina tao Hesebona, sy i Oga mpanjakan’i Basàna, izay nonina tao Atarôta sy Edraia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nandresen’i Mosesy an’i Sihôna, ilay mpanjakan’ny Amôrita sady nonina tao Hesbôna, sy taorian’ny nandreseny tao Edrehỳ an’i Hôga, ilay mpanjakan’i Basàna sady nonina tao Hastarôta, no nitrangan’izany.
Malagasy Bible 1865
rehefa namono an'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy Oga, mpanjakan'i Basana, ilay nonina tao Astarta tany Edrehy, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa namono an’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy i Oga, mpanjakan’i Basana, ilay nonina tao Astarota tany Edrehy izy.
malagasy
rehefa namono an'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy Oga, mpanjakan'i Basana, ilay nonina tao Astarta tany Edrehy, izy.