Deuteronomy 1:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa dia miverena ka mandehana any an-tany efitra, any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa, mihodìna ary miaingà ho any an’efitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa, miverena ka mizora mankany an-taniefitra mihazo ny lalana ho any amin’ny Ranomasin’ny Volotara.»
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa dia miverena, ka mandehana any an-efitra, dia any amin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa dia miverena ka mandehana any an-tany efitra, any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.
malagasy
Fa ianareo kosa dia miverena, ka mandehana any an-efitra, dia any amin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena.