Deuteronomy 1:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Lazao amin’izy ireo hoe: Aza miakatra ianareo, ary aza miady, fa tsy eo aminareo Aho; fandrao ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Iaveh tamiko: Lazao amin’izy ireo hoe: Aza miakatra ianareo ary aza miady, fa tsy eo afovoanareo Aho, ka aza atao izay handresen’ny fahavalonareo anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny TOMPO tamiko: «Ilazao ireo mba tsy hiakatra ary tsy hiady, satria tsy eo afovoany Aho, ka aoka izy tsy hanao izay handresen’ny fahavalony azy!»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Lazao aminy hoe: Aza miakatra ianareo, ary aza miady, fa tsy eo aminareo Aho; fandrao ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Lazao amin’izy ireo hoe: Aza miakatra ianareo, ary aza miady, fa tsy eo aminareo Aho; fandrao ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Lazao aminy hoe: Aza miakatra ianareo, ary aza miady, fa tsy eo aminareo Aho; fandrao ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo.