Deuteronomy 1:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny taminareo aho nefa tsy nihaino ianareo; ary nandà ny tenin’NY TOMPO ianareo ka sahisahy fahatany niakatra tany an-tendrombohitra ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilaza taminareo aho; fa tsy nohenoinareo, notsipahinareo ny tenin’i Iaveh, be hambo loatra ianareo ka niakatra ny tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny taminareo aho fa tsy nohenoinareo; nolavinareo ny tenin’ny TOMPO, ary nanao sahisahy ianareo ka nananika iny faritra havoana iny.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny taminareo aho, nefa tsy nihaino ianareo; ary nandà ny tenin'i Jehovah ianareo, dia nanao sahisahy ka niakatra tany an-tendrombohitra ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny taminareo aho nefa tsy nihaino ianareo; ary nandà ny tenin’NY TOMPO ianareo ka sahisahy fahatany niakatra tany an-tendrombohitra ihany.
malagasy
Dia niteny taminareo aho, nefa tsy nihaino ianareo; ary nandà ny tenin'i Jehovah ianareo, dia nanao sahisahy ka niakatra tany an-tendrombohitra ihany.