Deuteronomy 1:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina ianareo ka nitomany teo anatrehan’NY TOMPO; nefa tsy nihaino ny feonareo NY TOMPO na nanongilana ny sofiny taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina ianareo, ka nitomany teo anatrehan’i Iaveh; nefa tsy nihaino ny feonareo i Iaveh, na nanongilana ny sofiny taminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina ianareo, ka nitomany teo anatrehan’ny TOMPO; nefa tsy nihaino ny feonareo IZY na nanongilan-tsofina taminareo.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina ianareo ka nitomany teo anatrehan'i Jehovah; nefa tsy nihaino ny feonareo Jehovah, na nanongilana ny sofiny taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina ianareo ka nitomany teo anatrehan’NY TOMPO; nefa tsy nihaino ny feonareo NY TOMPO na nanongilana ny sofiny taminareo.
malagasy
Dia niverina ianareo ka nitomany teo anatrehan'i Jehovah; nefa tsy nihaino ny feonareo Jehovah, na nanongilana ny sofiny taminareo.Dia nitoetra ela tao Kadesy ianareo, araka ny andro izay nitoeranareo tao.