Deuteronomy 1:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitoetra ela tao Kadesy ianareo, araka ny andro izay nitoeranareo tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoetra ela be tao Kadesa ianareo, dia izay fotoana nijanonanareo tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitoetra ela tao Kadesy-Barnea ianareo, araka izay fotoana tokony ho nitoeranareo tao.
Malagasy Bible 1865
Dia nitoetra ela tao Kadesy ianareo, araka ny andro izay nitoeranareo tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitoetra ela tao Kadesy ianareo, araka ny andro izay nitoeranareo tao.
malagasy