Deuteronomy 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany andafin’i Jordana, tany amin’ny tany Moaba, no nanombohan’i Mosesy nanazava izao lalàna izao ka hoy izy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany an-dafin’i Jordany, amin’ny tany Moaba, dia nanomboka nivaofy izao lalàna izao i Môizy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany an-dafy atsinanan’i Jôrdàna, tao amin’ny faritr’i Môaba, no nanomboka nanazava ny lalànan’Andriamanitra i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Tany an-dafin'i Jordana, dia tany amin'ny tany Moaba, no nanombohan'i Mosesy nanazava izao lalàna izao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany andafin’i Jordana, tany amin’ny tany Moaba, no nanombohan’i Mosesy nanazava izao lalàna izao ka hoy izy:
malagasy
Tany an-dafin'i Jordana, dia tany amin'ny tany Moaba, no nanombohan'i Mosesy nanazava izao lalàna izao hoe: