Deuteronomy 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO Andriamanitsika niteny tamintsika tany Horeba hoe: Ela izay ny nitoeranareo teto amin’ity tendrombohitra ity;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Niteny tamintsika i Iaveh Andriamanitsika tany Horeba nanao hoe: Ampy izay ny haelan’ny nitoeranareo tamin’ity tendrombohitra ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Fony teo amin’ny tendrombohitra Hôreba isika, dia nitenenan’ny TOMPO Andriamanitsika hoe: «Ela izay nitoeranareo teto amin’ity tendrombohitra ity izay.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitsika niteny tamintsika tany Horeba ka nanao hoe: Aoka izay ny itoeranareo amin'ny tendrombohitra ity;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO Andriamanitsika niteny tamintsika tany Horeba hoe: Ela izay ny nitoeranareo teto amin’ity tendrombohitra ity;
malagasy
Jehovah Andriamanitsika niteny tamintsika tany Horeba ka nanao hoe: Aoka izay ny itoeranareo amin'ny tendrombohitra ity;