Deuteronomy 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany aho dia niteny taminareo hoe: Tsy zakako irery ny hitondra anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Toy izao no nitenenako taminareo tamin’izany andro izany: Tsy zakako izaho irery ny mitondra anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho Mosesy, tamin’izany andro izany, dia niteny taminareo hoe: «Tsy zakako samirery ny mitondra anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary niteny taminareo tamin'izany andro izany aho ka nanao hoe: Tsy zakako izaho irery ny hitondra anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany aho dia niteny taminareo hoe: Tsy zakako irery ny hitondra anareo.
malagasy
Ary niteny taminareo tamin'izany andro izany aho ka nanao hoe: Tsy zakako izaho irery ny hitondra anareo;