Deuteronomy 10:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io andro io no nilazan’NY TOMPO tamiko hoe: Aoka ianao hipaika vato fisaka roa tahaka ireo teo aloha dia miakara ho etỳ Amiko, etỳ an-tendrombohitra, ary manaova vata hazo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tamin’izany andro izany dia hoy i Iaveh tamiko: Mandidia takela-bato roa tahaka ireo voalohany, ka miakara ho atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra, ary manaova koa fiara hazo anankiray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany no nilazan’ny TOMPO tamiko hoe: «Manamboara takela-bato anankiroa tahaka ny teo, ary manaova koa vatahazo anankiray; dia miakara ho atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany no nilazan'Jehovah tamiko hoe: Manamboara vato fisaka roa ho anao tahaka ilay teo, ka miakara ho etỳ amiko etỳ an-tendrombohitra, ary manaova fiara hazo ho anao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io andro io no nilazan’NY TOMPO tamiko hoe: Aoka ianao hipaika vato fisaka roa tahaka ireo teo aloha dia miakara ho etỳ Amiko, etỳ an-tendrombohitra, ary manaova vata hazo;
malagasy
Tamin'izany andro izany no nilazan'Jehovah tamiko hoe: Manamboara vato fisaka roa ho anao tahaka ilay teo, ka miakara ho etỳ amiko etỳ an-tendrombohitra, ary manaova fiara hazo ho anao;