Deuteronomy 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Miaingà, mandehana eo alohan’ny olona, mba hidirany sy handovany ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamiko: «Mitsangàna; aoka ianao hialoha lalana ny vahoaka, aoka izy hiditra sy haka ho azy ny tany efa nianianako tamin’ny razana homena azy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamiko: «Miaingà, ndeha mialoha lalana ny vahoaka; aoka ireo hiditra haka ny tany, izay nianianako tamin’ny razambeny homena azy!».
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Miaingà, mandehana eo alohan'ny olona, hidirany sy handovany ny tany, izay nianianako tamin'ny razany homena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Miaingà, mandehana eo alohan’ny olona, mba hidirany sy handovany ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Miaingà, mandehana eo alohan'ny olona, hidirany sy handovany ny tany, izay nianianako tamin'ny razany homena azy.