Deuteronomy 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hitandrina ny didin’NY TOMPO sy ny lalànany izay omeko anao anio, mba hahita soa ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary amin’ny fitandremanao ny didin’i Iaveh sy ny lalàny izay andidiako anao anio, mba ho sambatra ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andrandrain’ny TOMPO aminareo ny hitandremanareo ny didy aman-dalàny, izay ampitaiko aminareo anio mba hahasambatra anareo.
Malagasy Bible 1865
hitandrina ny didin'i Jehovah sy ny lalàny izay andidiany anao anio, mba hahita soa ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hitandrina ny didin’NY TOMPO sy ny lalànany izay omeko anao anio, mba hahita soa ianao?
malagasy
hitandrina ny didin'i Jehovah sy ny lalàny izay andidiany anao anio, mba hahita soa ianao?