Deuteronomy 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa forao ny fonareo fa aza mafy hatoka intsony ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa forao ny fonareo, ary aza henjanina intsony ny hatokareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, aoka ny fonareo ho voatokana tanteraka ho an’ny TOMPO, fa aza mafy hatoka intsony ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa forao ny fonareo, fa aza mafy hatoka intsony ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa forao ny fonareo fa aza mafy hatoka intsony ianareo.
malagasy
Koa forao ny fonareo, fa aza mafy hatoka intsony ianareo.