Deuteronomy 10:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tiavo ny vahiny, fa efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiavo ny vahiny, fa efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta koa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tiavo ny vahiny eo aminareo, fa efa mba vahiny tany Ejipta ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa tiava vahiny; fa efa mba vahiny tany amin'ny tany Egypta ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tiavo ny vahiny, fa efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta ianareo.
malagasy
Koa tiava vahiny; fa efa mba vahiny tany amin'ny tany Egypta ianareo.