Deuteronomy 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hosoratako amin’io vato fisaka vaovao io indray ireo teny teo amin’ny vato fisaka nomontsamontsanina ka hataonao ao anatin’ny vata ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hosoratako amin’ireo takelaka ireo ny teny tamin’ny takela-bato voalohany nomontsaninao, ka hataonao ao anaty fiara izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hosoratako amin’ireo takela-bato ireo ny didy voasoratra tamin’ny takela-bato nomontsaninao; ka hataonao ao anatin’ny vata ireo takela-bato ireo.»
Malagasy Bible 1865
dia hosoratako amin'ny vato fisaka ilay teny teo amin'ny vato fisaka nomontsamontsaninao, ka hataonao ao anatin'ny fiara ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hosoratako amin’io vato fisaka vaovao io indray ireo teny teo amin’ny vato fisaka nomontsamontsanina ka hataonao ao anatin’ny vata ireny.
malagasy
dia hosoratako amin'ny vato fisaka ilay teny teo amin'ny vato fisaka nomontsamontsaninao, ka hataonao ao anatin'ny fiara ireny.