Deuteronomy 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO Andriamanitrao no hatahoranao; Izy no hotompoinao, Izy no hifikiranao, ary ny anarany no hianiananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matahora an’i Iaveh Andriamanitrareo, manompoa Azy; miraiketa aminy, ary ny Anarany no ataovy fianianana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay TOMPO Andriamanitrareo no hohajainareo, Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo, ary ny anarany no hianiananareo.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitrao no hatahoranao; Izy no hotompoinao, ary Izy no hifikiranao, ary ny anarany no hianiananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO Andriamanitrao no hatahoranao; Izy no hotompoinao, Izy no hifikiranao, ary ny anarany no hianiananao.
malagasy
Jehovah Andriamanitrao no hatahoranao; Izy no hotompoinao, ary Izy no hifikiranao, ary ny anarany no hianiananao.