Deuteronomy 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Olona fitopolo ny razanao izay nidina tany Ejipta; nefa ankehitriny dia efa nataon’NY TOMPO Andriamanitrao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny isan’ny razanao nidina nankany Ejipta dia olona fitopolo, fa ianao kosa ankehitriny dia efa nataon’i Iaveh Andriamanitrao maro toy ny kintana eny an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona fitopolo ny razambenareo no nidina tany Ejipta; ankehitriny kosa efa nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo maro tahaka ny kintana eny ana habakabaka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Olona fito-polo ny razanao izay nidina tany Egypta; nefa ankehitriny efa nataon'i Jehovah Andriamanitrao maro tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Olona fitopolo ny razanao izay nidina tany Ejipta; nefa ankehitriny dia efa nataon’NY TOMPO Andriamanitrao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ianao.
malagasy
Olona fito-polo ny razanao izay nidina tany Egypta; nefa ankehitriny efa nataon'i Jehovah Andriamanitrao maro tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra ianao.