Deuteronomy 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanamboatra vata tamin’ny hazo akasia aho ary nipaika vato fisaka roa tahaka ny teo dia niakatra tao an-tendrombohitra aho; avy eo dia nitondra ny vato fisaka roa teny an-tanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao fiara anankiray tamin’ny hazo akasià aho, sy nandidy takela-bato roa tahaka ireo voalohany dia niakatra tany an-tendrombohitra nitondra ny takelaka roa teny an-tanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao vata tamin’ny hazo akasia aho sy nanamboatra takela-bato anankiroa tahaka ny teo, ary niakatra tao an-tendrombohitra ka nitondra ny takela-bato anankiroa teny an-tanako.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao fiara tamin'ny hazo akasia aho ka nanamboatra vato fisaka roa tahaka ny teo, dia niakatra tao an-tendrombohitra aho ka nitondra ny vato fisaka roa teny an-tanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanamboatra vata tamin’ny hazo akasia aho ary nipaika vato fisaka roa tahaka ny teo dia niakatra tao an-tendrombohitra aho; avy eo dia nitondra ny vato fisaka roa teny an-tanako.
malagasy
Dia nanao fiara tamin'ny hazo akasia aho ka nanamboatra vato fisaka roa tahaka ny teo, dia niakatra tao an-tendrombohitra aho ka nitondra ny vato fisaka roa teny an-tanako.