Deuteronomy 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihodina aho ka nidina niala teo amin’ny tendrombohitra, ary napetrako tao anatin’ny vata izay nataoko ny vato fisaka ka mbola ao ihany ireny araka izay nandidian’NY TOMPO ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihodina aho, dia nidina avy any an-tendrombohitra, napetrako tao anatin’ilay fiara nataoko ny takelaka, ary nipetraka tao izy araka ny nandidian’i Iaveh ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihodina aho ka nidina niala teo amin’ny tendrombohitra; ary napetraka tao anatin’ilay vata efa nataoko ireo takela-bato ireo, ka dia mbola ao ihany araka izay nandidian’ny TOMPO ahy.
Malagasy Bible 1865
Dia nihodina aho ka nidina niala teo amin'ny tendrombohitra, ary ny vato fisaka napetrako tao anatin'ny fiara izay efa nataoko, dia mbola ao ihany ireny, araka izay nandidian'i Jehovah ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihodina aho ka nidina niala teo amin’ny tendrombohitra, ary napetrako tao anatin’ny vata izay nataoko ny vato fisaka ka mbola ao ihany ireny araka izay nandidian’NY TOMPO ahy.
malagasy
Dia nihodina aho ka nidina niala teo amin'ny tendrombohitra, ary ny vato fisaka napetrako tao anatin'ny fiara izay efa nataoko, dia mbola ao ihany ireny, araka izay nandidian'i Jehovah ahy.