Deuteronomy 10:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha niala tamin’ny fantsakan’i Bene-Jakana ny Zanak’Israely ka nankany Mosera; tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy; ary i Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Berôta-Bene-Jakàna ny zanak’i Israely hankany Môserà. Tao no nahafatesan’i Aarôna sy nandevenana azy; i Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Niainga teo amin’ny fantsakan’i Benè-Jahakàna ny Israelita ka nankany Môserà. Tao no nahafatesan’i Aharôna sy nandevenana azy; ary i Elehazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nandeha niala tamin'ny fantsakan'i Bene-jakana ka nankany Mosera; tao no nahafatesan'i Arona, ary tao no nandevenana azy; ary Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha niala tamin’ny fantsakan’i Bene-Jakana ny Zanak’Israely ka nankany Mosera; tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy; ary i Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nandeha niala tamin'ny fantsakan'i Bene-jakana ka nankany Mosera; tao no nahafatesan'i Arona, ary tao no nandevenana azy; ary Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.