Deuteronomy 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niala tao izy ireo dia nankany Godgoda; ary nony niala tao Godgoda izy dia nankany Jotbata, tany be ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao izy ireo hankany Jetebata tany be sakeli-drano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niala teo ny Israelita, dia nankany Godgôdà; avy eo nankany Jôtbatà, faritra be lohasahan-driaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao izy, dia nankany Godgoda; ary nony niala tao Godgoda izy, dia nankany Jotbata, tany be ony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niala tao izy ireo dia nankany Godgoda; ary nony niala tao Godgoda izy dia nankany Jotbata, tany be ony.
malagasy
Ary nony niala tao izy, dia nankany Godgoda; ary nony niala tao Godgoda izy, dia nankany Jotbata, tany be ony.