Deuteronomy 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no tsy ananan’ny levita anjara na lova eo amin’ny rahalahiny; NY TOMPO no lovany, araka izay nolazain’NY TOMPO Andriamanitrao taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no tsy mba hananan’i Levỳ zaratany na lova eo amin’ny rahalahiny, fa i Iaveh no lovany, araka ny voalazan’i Iaveh Andriamanitrao taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tsy ananan’ny levîta zaratany na anjara eo amin’ny Israelita namany; fa ny TOMPO no anjarany, araka izay nampanantenain’ny TOMPO Andriamanitrareo taminy.)
Malagasy Bible 1865
Izany no tsy ananan'ny Levita anjara na lova eo amin'ny rahalahiny; Jehovah no lovany, araka izay nolazain'i Jehovah Andriamanitrao taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no tsy ananan’ny levita* anjara na lova eo amin’ny rahalahiny; NY TOMPO no lovany, araka izay nolazain’NY TOMPO Andriamanitrao taminy.
malagasy
Izany no tsy ananan'ny Levita anjara na lova eo amin'ny rahalahiny; Jehovah no lovany, araka izay nolazain'i Jehovah Andriamanitrao taminy.