Deuteronomy 11:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tiava NY TOMPO Andriamanitrao ka tandremo mandrakariva izay asainy hotandremana, dia ny lalànany sy ny fitsipiny ary ny didiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tiava an’i Iaveh Andriamanitrao ary tandremo izay asainy tandremanao, dia ny lalàny amam-pitsipiny ary ny didiny, mandritra ny andronao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tiava ny TOMPO Andriamanitrareo, ka tandremo isan’andro izay asainy tandremana, dia ny lalànany sy ny fitsipiny ary ny didiny.
Malagasy Bible 1865
Ary tiava an'i Jehovah Andriamanitrao, ka tandremo mandrakariva Izay asainy hotandremana, dia ny lalàny sy ny fitsipiny ary ny didiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tiava NY TOMPO Andriamanitrao ka tandremo mandrakariva izay asainy hotandremana, dia ny lalànany sy ny fitsipiny ary ny didiny.
malagasy
Ary tiava an'i Jehovah Andriamanitrao, ka tandremo mandrakariva Izay asainy hotandremana, dia ny lalàny sy ny fitsipiny ary ny didiny.