Deuteronomy 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tany izay tandreman’NY TOMPO Andriamanitrao; fa ny mason’NY TOMPO Andriamanitrao dia mitsinjo azy mandrakariva hatramin’ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny fiafarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tany kolikolen’i Iaveh Andriamanitrao, ary tsinjovin’ny mason’i Iaveh tsy tapaka hatramin’ny voalohan’ny taona ka hatramin’ny faran’ny taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tany izay voakarakaran’ny TOMPO Andriamanitrareo sady tsinjovin’ny masony mandrakariva hatreo amin’ny fiandohan’ny taona ka hatrany amin’ny fiafaràny.
Malagasy Bible 1865
dia tany izay tandreman'i Jehovah Andriamanitrao; ny mason'i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin'ny fiandohan'ny taona ka hatramin'ny fiafarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tany izay tandreman’NY TOMPO Andriamanitrao; fa ny mason’NY TOMPO Andriamanitrao dia mitsinjo azy mandrakariva hatramin’ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny fiafarany.
malagasy
dia tany izay tandreman'i Jehovah Andriamanitrao; ny mason'i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin'ny fiandohan'ny taona ka hatramin'ny fiafarany.