Deuteronomy 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia halatsako eo amin’ny taninareo amin’ny fotoanany ny ranonorana, dia ny lohaorana sy ny faraorana, mba hanangonanao ny varinao sy ny ranom-boalobokao ary ny diloilonao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia rotsahako ranonorana ny taninareo amin’ny fotoana, na loha-orana na fara-orana, ary ianao hanangona ny varinao sy ny divainao vaovao ary ny diloilonao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia halatsako eo amin’ny taninareo ny ranonorana amin’ny fotoanandrony, izany hoe ny loha-orana sy ny fara-orana, mba hanangonanareo vary sy divay ary menaka.
Malagasy Bible 1865
dia halatsako eo amin'ny taninareo ny ranonorana amin'ny fotoany, dia ny loha-orana sy ny fara-orana, mba hanangonanao ny varinao sy ny ranom-boalobokao ary ny diloilonao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia halatsako eo amin’ny taninareo amin’ny fotoanany ny ranonorana, dia ny lohaorana sy ny faraorana, mba hanangonanao ny varinao sy ny ranom-boalobokao ary ny diloilonao;
malagasy
dia halatsako eo amin'ny taninareo ny ranonorana amin'ny fotoany, dia ny loha-orana sy ny fara-orana, mba hanangonanao ny varinao sy ny ranom-boalobokao ary ny diloilonao;