Deuteronomy 11:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hampaniriako ahitra ho an’ny biby fiompinao ny sahanao, dia hihinan-kanina ianao ka ho voky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hasiako ahitra koa ny sahanao ho an’ny biby fiompy, ary hihinana ka ho voky ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampanirîko ahitra koa ny sahanareo ho an’ny biby fiompinareo; ary hihinan-kanina ianareo ka ho voky.
Malagasy Bible 1865
ary hampaniriko ahitra ny sahanao ho an'ny biby fiompinao, ary hihinan-kanina ianao ka ho voky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hampaniriako ahitra ho an’ny biby fiompinao ny sahanao, dia hihinan-kanina ianao ka ho voky.
malagasy
ary hampaniriko ahitra ny sahanao ho an'ny biby fiompinao, ary hihinan-kanina ianao ka ho voky.