Deuteronomy 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaka ny fonareo ka hivily hanompo andriamanitra hafa sy hiankohoka eo anatrehany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema tena fandrao voasodoka ny fonareo, ka mivily hanompo andriamani-kafa sy hiankohoka eo anatrehan’ireny ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema ianareo fandrao ho voafitaka ny fonareo ka hivily hanompo andriamani-kafa ianareo sy hiankohoka eo anatrehany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaka ny fonareo, ka hivily hanompo andriamani-kafa sy hiankohoka eo anatrehany ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaka ny fonareo ka hivily hanompo andriamanitra hafa sy hiankohoka eo anatrehany;
malagasy
Kanefa mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaka ny fonareo, ka hivily hanompo andriamani-kafa sy hiankohoka eo anatrehany ianareo;