Deuteronomy 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa alatsaho ao amin’ny fonareo sy ao amin’ny fanahinareo izao teniko izao, fehezo ho famantarana eo amin’ny tananareo, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin’ny handrinareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ataovy ao amin’ny fonareo sy amin’ny fanahinareo àry izao teny lazaiko anareo izao: Fehezo ho famantaranareo amin’ny tananareo izy, ary ataovy toy ny fehin-kandrina eo anelanelan’ny masonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa alatsaho ao amin’ny fo amam-panahinareo ireto didiko ireto; ary mba ho marika fampahatsiahivana azy anareo, dia ataovy anaty boaty famehy eny amin’ny hato-tananareo na eny an-kandrinareo.
Malagasy Bible 1865
Koa alatsaho ao amin'ny fonareo sy ao amin'ny fanahinareo izao teniko izao, ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananareo izy, ka aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa alatsaho ao amin’ny fonareo sy ao amin’ny fanahinareo izao teniko izao, fehezo ho famantarana eo amin’ny tananareo, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin’ny handrinareo;
malagasy
Koa alatsaho ao amin'ny fonareo sy ao amin'ny fanahinareo izao teniko izao, ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananareo izy, ka aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinareo;