Deuteronomy 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ampianaro ny zanakareo izany ka resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry, na mifoha;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampianaro ny zanakareo izany, resaho aminy izany, na mitoetra ao an-tranonao ianao, na mandeha amin’ny dia alehanao, na mandry ianao na miarina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampianaro ny zanakareo izany ary resaho na mipetraka ao an-tranonareo ianareo na mandeha eny an-dalana, na mandry ianareo na mifoha;
Malagasy Bible 1865
ary ampianaro ny zanakareo izany, ka resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha an-dalana, na mandry, na mifoha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ampianaro ny zanakareo izany ka resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry, na mifoha;
malagasy
ary ampianaro ny zanakareo izany, ka resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha an-dalana, na mandry, na mifoha;