Deuteronomy 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho fantatrao anio, fa izaho dia tsy miteny amin’ny zanakareo izay tsy nahalala na nahita ny famaizan’NY TOMPO Andriamanitrareo, ny fahalehibiazany, ny tanany mahery, ny sandriny natsotra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny zanakareo izay tsy mahalala sy tsy nahita ny fananaran’i Iaveh Andriamanitrareo, fa ianareo ankehitriny no aoka hiaiky ny fahalehibeazany, ny tanany mahery, ny sandriny nahinjitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny zanakareo no itenenako izao fa ianareo. Tsy ny zanakareo manko fa ianareo no nahalala sy nahita ny fomba nitantanan’ny TOMPO Andriamanitrareo fahizany, dia ny fahalehibiazan’ny TOMPO sy ny fiarovany mahery ary ny fahefany tsy hay tohaina
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho fantatrao anio, fa izaho tsy miteny amin'ny zanakareo izay tsy nahalala na nahita ny famaizan'i Jehovah Andriamanitrareo sy ny fahalehibiazany sy ny tànany mahery sy ny sandriny nahinjitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho fantatrao anio, fa izaho dia tsy miteny amin’ny zanakareo izay tsy nahalala na nahita ny famaizan’NY TOMPO Andriamanitrareo, ny fahalehibiazany, ny tanany mahery, ny sandriny natsotra,
malagasy