Deuteronomy 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary soraty eo amin’ny tolam-baravaran’ny tranonao sy eo amin’ny vavahadinao izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Soraty eo amin’ny tolàm-baravaranao izany sy eo amin’ny vavahadinao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary soraty eo amin’ny tolàm-baravaran’ny tranonareo sy eo amin’ny vavahadin’ny tanànanareo.
Malagasy Bible 1865
ary soraty eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonao sy eo amin'ny vavahadinao izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary soraty eo amin’ny tolam-baravaran’ny tranonao sy eo amin’ny vavahadinao izany;
malagasy
ary soraty eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonao sy eo amin'ny vavahadinao izy;