Deuteronomy 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mitandrina tsara izao lalàna rehetra izay omeko anareo izao ianareo ka manaraka azy ary ho tia NY TOMPO Andriamanitrareo sy handeha eo amin’ny lalany rehetra ary hifikitra aminy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mitandrina tsara izao didy rehetra asaiko tandremanareo izao ianareo, ka tia an’Andriamanitrareo sy mandeha amin’ny lalany rehetra ary miraiki-po aminy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tena imasoanareo hotanterahina avokoa izao didy ampitaiko aminareo izao ka hotiavinareo sy hifikiranareo ny TOMPO Andriamanitrareo ary hizoranareo ny sori-dàlany rehetra,
Malagasy Bible 1865
Fa raha hitandrina tsara izao lalàna rehetra izao izay andidiako anareo ianareo ka manaraka azy ary ho tia an'i Jehovah Andriamanitrareo sy handeha eo amin'ny lalany rehetra sy hifikitra aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mitandrina tsara izao lalàna rehetra izay omeko anareo izao ianareo ka manaraka azy ary ho tia NY TOMPO Andriamanitrareo sy handeha eo amin’ny lalany rehetra ary hifikitra aminy
malagasy
Fa raha hitandrina tsara izao lalàna rehetra izao izay andidiako anareo ianareo ka manaraka azy ary ho tia an'i Jehovah Andriamanitrareo sy handeha eo amin'ny lalany rehetra sy hifikitra aminy,