Deuteronomy 11:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia horoahin’NY TOMPO eo anoloanareo ireo firenena rehetra ireo, ary ianareo dia haharesy firenena maro izay lehibe sy mahery noho ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Iaveh kosa handroaka ireo firenena rehetra eo anoloanareo, ary ianareo hampanaiky firenena lehibe sy mahery noho ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia horoahin’ny TOMPO ny firenena rehetra manoloana anareo ka ho voaroakanareo ny firenena maro izay lehibe sy mahery noho ianareo.
Malagasy Bible 1865
dia horoahin'i Jehovah eo anoloanareo ireo firenena rehetra ireo, ary ianareo haharesy firenena maro, izay lehibe sy mahery noho ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia horoahin’NY TOMPO eo anoloanareo ireo firenena rehetra ireo, ary ianareo dia haharesy firenena maro izay lehibe sy mahery noho ianareo.
malagasy
dia horoahin'i Jehovah eo anoloanareo ireo firenena rehetra ireo, ary ianareo haharesy firenena maro, izay lehibe sy mahery noho ianareo.