Deuteronomy 11:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladian’ny tongotrareo dia ho anareo: Hatreo amin’ny tany efitra sy i Libanona ary hatrany amin’ny ony Eofrata ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana no ho faritaninareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho anareo avokoa ny tany rehetra hodiavin’ny faladian-tongotrareo; hatramin’ny efitra ka hatrany Libàna, ary hatramin’ny ony Eofrata ka hatramin’ny ranomasina andrefana, no ho faritanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho anareo avokoa ny toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo: ny faritaninareo dia hanomboka amin’ny taniefitra any atsimo ka hiafara any Libano any avaratra, ary hanomboka amin’ny ony Eofrata any atsinanana ka hiafara amin’ny Ranomasina Mediteranea any andrefana.
Malagasy Bible 1865
Ny tany rehetra izay hodiavin'ny faladian'ny tongotrareo dia ho anareo: hatramin'ny efitra sy Libanona ary hatramin'ny ony Eofrata ka hatramin'ny ranomasina andrefana no ho fari-taninareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ny tany rehetra izay hodiavin'ny faladian'ny tongotrareo dia ho anareo: hatramin'ny efitra sy Libanona ary hatramin'ny ony Eofrata ka hatramin'ny ranomasina andrefana no ho fari-taninareo.