Deuteronomy 11:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro aho mametraka fitahiana sy ozona eo anoloanareo anio:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro aho nametraka tso-drano sy ozona eo anoloanareo anio;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro aho Mosesy mametraka fitahiana sy ozona hisafidiananareo anio.
Malagasy Bible 1865
Indro, Izaho mametraka fitahiana sy ozona eo anoloanareo anio:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro aho mametraka fitahiana sy ozona eo anoloanareo anio:
malagasy
Indro, Izaho mametraka fitahiana sy ozona eo anoloanareo anio: