Deuteronomy 11:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fitahiana, raha hohenoinareo ny didin’NY TOMPO Andriamanitrareo izay omeko anareo anio;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tso-drano, raha mankatò ny didin’i Iaveh Andriamanitrareo, izay andidiako anareo anio, ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîna ianareo raha mankatò ireo didin’ny TOMPO Andriamanitrareo, izay ampitaiko aminareo anio;
Malagasy Bible 1865
fitahiana, raha hohenoinareo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo, izay andidiako anareo anio;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fitahiana, raha hohenoinareo ny didin’NY TOMPO Andriamanitrareo izay omeko anareo anio;
malagasy
fitahiana, raha hohenoinareo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo, izay andidiako anareo anio;