Deuteronomy 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny famantarana nataony, ny asany izay nataony tany Ejipta tamin’i Farao, mpanjakan’ny Ejipta, sy ny taniny rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fahagagana aman’asa nataony teo afovoan’i Ejipta, tamin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta sy tamin’ny taniny rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’ny famantarana sy asa nataony. Teo ny nataon’ny TOMPO tany Ejipta hamelezana ny Farao mpanjakan’ny Ejiptianina sy hamelezana ny taniny manontolo;
Malagasy Bible 1865
sy ny famantarany sy ny asany, izay nataony tany Egypta tamin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, sy ny taniny rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny famantarana nataony, ny asany izay nataony tany Ejipta tamin’i Farao, mpanjakan’ny Ejipta, sy ny taniny rehetra,
malagasy
sy ny famantarany sy ny asany, izay nataony tany Egypta tamin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, sy ny taniny rehetra,