Deuteronomy 11:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa handeha hita an’i Jordana ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrareo anareo; handova azy ianareo ka honina ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ndeha hita an’i Jordany ianareo, ka halainareo ho anareo ny tany izay omen’i Iaveh Andriamanitrareo anareo dia hanana azy ianareo ary honina ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa hiampita an’i Jôrdàna ianareo ka hiditra haka ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo; ary hahazo azy ho fanananareo ianareo ka honina eo.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo efa handeha hita an'i Jordana ka hiditra sy handova ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary handova azy ianareo ka honina eo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa handeha hita an’i Jordana ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrareo anareo; handova azy ianareo ka honina ao.
malagasy
Fa ianareo efa handeha hita an'i Jordana ka hiditra sy handova ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary handova azy ianareo ka honina eo;koa tandremo mba harahinareo ny didy rehetra sy ny fitsipika izay ataoko eo anoloanareo anio.