Deuteronomy 11:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo ny fanarahanareo ny didy rehetra sy ny fitsipika izay ataoko eo anoloanareo anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema tena tsara àry hanatanteraka ny lalàna sy ny fitsipika ataoko eo anoloanareo anio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa imasoy hotanterahina avokoa ny lalàna amam-pitsipika izay apetrako eo anoloanareo anio.
Malagasy Bible 1865
koa tandremo mba harahinareo ny didy rehetra sy ny fitsipika izay ataoko eo anoloanareo anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo ny fanarahanareo ny didy rehetra sy ny fitsipika izay ataoko eo anoloanareo anio.
malagasy
koa tandremo mba harahinareo ny didy rehetra sy ny fitsipika izay ataoko eo anoloanareo anio.