Deuteronomy 11:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izay nataony tamin’ny miaramilan’ny Ejiptiana sy ny soavaliny ary ny kalesiny, dia ny nanasaforany azy tao amin’ny Ranomasina Mena, raha nanenjika anareo izy dia voaringan’NY TOMPO mandraka androany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny nafitsony tamin’ny tafik’i Ejipta, ny soavaliny aman-kalesiny; akory izany namarinany ny ranon’ny Ranomasina Mena, hanafotra an’ireny, fony izy nanenjika anareo! Akory izany nandringanan’i Iaveh azy ho levona mandraka androany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
teo ny nataon’ny TOMPO hamelezana ny tafika ejiptianina sy ny soavaliny aman-kalesiny, dia ny nanaronany azy tao amin’ny Ranomasin’ny Volotara fony nanenjika anareo izy ka voaringana tsy hisy intsony;
Malagasy Bible 1865
sy izay nataony tamin'ny miaramilan'ny Egyptiana sy ny soavaliny ary ny kalesiny, dia ny nanasaforany azy tao amin'ny Ranomasina Mena, raha nanenjika anareo Izy, dia voaringan'i Jehovah mandraka androany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izay nataony tamin’ny miaramilan’ny Ejiptiana sy ny soavaliny ary ny kalesiny, dia ny nanasaforany azy tao amin’ny Ranomasina Mena, raha nanenjika anareo izy dia voaringan’NY TOMPO mandraka androany;
malagasy