Deuteronomy 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nataony taminareo tany an-tany efitra, hatramin’ny nahatongavanareo teto amin’ity toerana ity;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hiaiky ianareo ny nataony ho anareo tany an’efitra mandra-pahatonganareo amin’ity fitoerana ity;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary teo ny nataony hanasoavana anareo tatỳ an-taniefitra mandra-pahatonganareo amin’izao toerana izao.
Malagasy Bible 1865
ary izay nataony taminareo tany an-efitra, hatramin'ny nahatongavanareo teto amin'ity tany ity,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nataony taminareo tany an-tany efitra, hatramin’ny nahatongavanareo teto amin’ity toerana ity;
malagasy
ary izay nataony taminareo tany an-efitra, hatramin'ny nahatongavanareo teto amin'ity tany ity,