Deuteronomy 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa efa nahita ny asa lehibe rehetra izay nataon’NY TOMPO ny masonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo efa nahita maso ny asa lehibe nataon’i Iaveh».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa nahita maso ireny asa lehibe rehetra nataon’ny TOMPO ireny ianareo.
Malagasy Bible 1865
fa ny masonareo efa nahita ny asa lehibe rehetra izay nataon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa efa nahita ny asa lehibe rehetra izay nataon’NY TOMPO ny masonareo.
malagasy
fa ny masonareo efa nahita ny asa lehibe rehetra izay nataon'i Jehovah.