Deuteronomy 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo ny lalàna rehetra izay omeko anareo anio, mba hahery ianareo, ka hiditra handova ny tany izay efa halehanareo holovana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tandremo ny didy rehetra andidiako anareo anio, mba hahery ianareo ka hiditra ho tonga tompon’ny tany izay ndeha halehanareo hakana azy ho fanananareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tandremo avokoa ny didy izay ampitaiko aminareo anio mba hahery ianareo ka haka ho fanananareo ilay tany izay hiampitanareo sy hidiranareo,
Malagasy Bible 1865
Koa tandremo ny lalàna rehetra izay andidiako anareo anio, mba hahery ianareo, dia hiditra handova ny tany izay efa halehanareo holovana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo ny lalàna rehetra izay omeko anareo anio, mba hahery ianareo, ka hiditra handova ny tany izay efa halehanareo holovana,
malagasy
Koa tandremo ny lalàna rehetra izay andidiako anareo anio, mba hahery ianareo, dia hiditra handova ny tany izay efa halehanareo holovana;