Deuteronomy 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba ho maro andro ianareo amin’ny tany izay nianianan’NY TOMPO tamin’ny razanareo homena azy sy ny taranany, dia tany izay tondra-dronono sy tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mba ho lava andro any amin’ny tany izay efa nianianan’i Iaveh tamin’ny razanareo homena azy sy ny taranany, tany tondra-dronono aman-tantely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary mba ho maro andro ianareo any amin’io tany io izay nianianan’ny TOMPO tamin’ny razambenareo homena azy sy ny taranany, dia tany izay tondra-dronono sy tantely.
Malagasy Bible 1865
ary, mba ho maro andro ianareo amin'ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanareo homena azy sy ny taranany, dia tany izay tondra-dronono sy tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba ho maro andro ianareo amin’ny tany izay nianianan’NY TOMPO tamin’ny razanareo homena azy sy ny taranany, dia tany izay tondra-dronono sy tantely.
malagasy
ary, mba ho maro andro ianareo amin'ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanareo homena azy sy ny taranany, dia tany izay tondra-dronono sy tantely.